此内容来自第三方平台 (Dailymotion)。如果此视频侵犯了您的版权,请使用 立即删除 工具。
Bodo - fenonao
描述
Bodo - Fenonao /// Tonony : Ny Eja.
Izay jereko anie ry aiko, omban'ny alokao.
Tsy hitahita toa tsy haiko, fa voatonona ny anaranao
Ny tontolon'ny fisainako, manjohy anao am-binany
Tiako ianao amin'ny fiainako, hanorenana akany.
AIZA IANAO (x2)
MOA VE MAHATSIARO AHY;
IZAHO ATY MBOLA TIA,
TENA TIA FA AZA MANAHY!
Raha toa ka misy eritreritra, tonga ao an-dohako ao
Voatsiahiko matetika, ireo tokintsika izay natao,
Isan'andro aho mitsiky, lavitra ahy ny tomany
Fenonao mihitsy, ilay ratra-poko manontany
Ny sarinao tsy mba miala eo imasoko
Vita sikotra tsy maty ato anatiko
Eny anao aho, anao irery ihany
Tena tia fa tsy hanihany...

相关视频
REFAMO - Tsara hira (gasy - malagasy)
irma zoldan
TSIKY JOLIE - Tsara tsara tsy lany (gasy HD 2015)
irma zoldan
VHF (Vavaka Hira Fiderana) - MEDLEY (hira gasy)
irma zoldan
Poopy ~ Tsara Jehovah (Hira masina)
Mada Pro
SUZANNAH - Tsara vady (gasy-malagasy)
irma zoldan
FARAH JOHN'S - Mandeha tsara (Gasy HD 2017)
irma zoldan
来自同一上传者
Tambour Gasy - Zaza Gasy (Lead vocal: Tiana Ramarokoto)
7,390 次观看
Tambour Gasy - Tonga Tampoka (a/c: Rainitelo)
1,000 次观看
Ny Nanahary - Ilay tanànako
1,472 次观看
Past. Jocelyn RANJARISON - Manana Anao
1,580 次观看
Lolo Sy - Raha makany (A/C: Lôlô sy ny tariny)
1,139 次观看
Association iray: Fihavanana (A/C: Ndriana RAMAMONJY)
667 次观看