此内容来自第三方平台 (Dailymotion)。如果此视频侵犯了您的版权,请使用 立即删除 工具。
IANAO(Nihntsoa)
描述
Raha izany fiainana no jereko dia rotoroto sy tebiteby lava izao;nefa tsy ahoako ireo satria eo foana Ianao JESOA..Ianao no mahalala ireo filàn'ny fo;manome izay irin'ny foko!Ianao no antom-pisiako Jesoa,tokim-piainako.